Hobio (Kanto ho Taratry ny Fiadanana na KTF)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nangidy sy mafy ireo fitsapana lalovanao, fefika ankaso sy hakiviana, fa Izy tsy mba nanadino eee
Fa indro nomeny ho Fialofanao ny Heriny, ho Fiarovanao ny Tanany ho taratry ny Fitsimbinany

Ilay halehibiazany tsy manampetra, velona dilmhvu anatin’ny Voahary rehetra
Ilay Hazavany mitarika Antsika hatrany
Ataovy antso avo ny Anarany, manolora tena ho zanany
Ka ny aminao rehetra ho fiandrianany

Fiv: Hobio derao ny tompo ankalazao fa mandrakizay ny fitiavany
   tzckt     (lehibe sy tsara loatra e)
       Matoa ianao io velon’aina fahasoavany, fisehon’ilay voninahiny
       (Tombon’andro sy fitahiana)

Natolony anao mba ho famonjena ny Zanany, anatinao yfvan ao ny fanahiny, na taiza ny dia notantanany
Napetrany ianao ho ambony hifehy ny zavaboahary, Izy Nahary nandavorary, nanome hatrany izay
tena tsara

Ilay halehibiazany tsy manampetra, velona anatin’ny Voahary rehetra
Ilay Hazavany mitarika Antsika hatrany
Ataovy antso avo ny Anarany, manolora tena ho zanany
Ka ny aminao rehetra ho Fiandrianany

Fiv: Hobio derao ny tompo ankalazao fa mandrakizay ny fitiavany
       (lehibe sy tsara loatra e)
       Matoa ianao io velon’aina fahasoavany, fisehon’ilay voninahiny
       (Tombon’andro sy fitahiana)

AC: Donat SAINDROTOKY
"Hobio" Tarika Kanto ho taratry tononkira.serasera.org ny fiadanana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Kanto ho Taratry ny Fiadanana na KTF
Vangy : 8
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 23/06/2026 15:13
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0283