Kanto ho Taratry ny Fiadanana na KTF
Sary rehetra...
Nampiditra Mharck 11 ora lasa
Hiran'i Kanto ho Taratry ny Fiadanana na KTF 3 Jereo eto
Vangy : 13
Mpankafy : 0 Ankafizo
Mombamomba azy
Ny KTF na Kanto ho Taratry ny Fiadanana dia tarika iray miantsa ivondronan'ireo mpianaka, mpirahalahy, mpirahavavy, mpianadahy izay anaty fianakaviana iray, sy hotronin'ireo namana akaiky.Ny tarika dia mivoy sy mizara ireo Soatoavina ara-panahy narindra ho kanto, amin'ireo gadona izay tsy manavaka fa tandrify ny sokajin-taona, ny sata ara-piarahamonina ary ny mety ho fijery arakolontsaina rehetra.
Ny tanjona dia ny hahatsapan'ny isambatan'olona fa akaikin'Andriamanitra hatrany ny fiainany ary eo foana ny Tompo amin'ny lafimpiainana rehetra lalovana.
Hevitra momba an'i Kanto ho Taratry ny Fiadanana na KTF
Mbola tsisy nametraka hevitra
