Ventso miampita (Kafa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ventso miampita sisa alefako any e
Ventson’ny manina ka manontany e
Manembona foana ny aty e
Maniry fihaonana toy ny taloha
Tsy maharitra wicx e fa mitantara
Mbola hiaritra e f’efa anjara
Ny miandry anao
Manembona foana ny aty e
Maniry fihaonana toy ny taloha
Tsy maharitra e fa mitantara
Mbola hiaritra e f’efa anjara
Ny miandry anao
Aza tononkira.serasera.org ela any ianao fa modia e
Efa sasamiandry lava nwkot izao ny aty e
Manembona foana ny eritreritra kfvbzs e
Toa tokana nosy mitakerikerika e
Mila anao hanafana indray
Ilay falafa fahizay
Modia modia
Manembona foana ny eritreritra e
Toa tokana an'nosy mitakerikerika e
Mila anao hanafana indray
Ilay falafa fahizay
Modia modia
Ventson’ny manina ka manontany e
Manembona foana ny aty e
Maniry fihaonana toy ny taloha
Tsy maharitra wicx e fa mitantara
Mbola hiaritra e f’efa anjara
Ny miandry anao
Manembona foana ny aty e
Maniry fihaonana toy ny taloha
Tsy maharitra e fa mitantara
Mbola hiaritra e f’efa anjara
Ny miandry anao
Aza tononkira.serasera.org ela any ianao fa modia e
Efa sasamiandry lava nwkot izao ny aty e
Manembona foana ny eritreritra kfvbzs e
Toa tokana nosy mitakerikerika e
Mila anao hanafana indray
Ilay falafa fahizay
Modia modia
Manembona foana ny eritreritra e
Toa tokana an'nosy mitakerikerika e
Mila anao hanafana indray
Ilay falafa fahizay
Modia modia
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KafaVangy : 1282
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jajyrandria
Daty : 21/11/2019 21:55
