Ho anao (JW broadcasting)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
  Mba inona 're no tena tiako
Aiza ny lalana ho fidiko?
Hanao 'lay voady aho indray andro any
Nahoana anefa no ho ela izany?
Fa tonga saina ah rehefa mijery ireo nifidy anao.
Tsy hoe terena fa sitrapon'ireny
Dia zay koa no tiako hatao

  Refr: Izaho efa vonona amin'zay
         Hamaly ny antsonao
         Ampio ah raha matahotra indraindray
  crjlv       Fa hanokan-tena ho anao
          Hanokan-tena ho anao

Ny tena mba faniriko iza
dia ho tianao sy ho namanao
Raha sendra kivy ah na koa tsy sahy
Ianao ihany no hanampy ahy
Ny fiainana anie tsy ho kilalao
Ho lavitra ny dia
Hanompo anao aho izaho tanora izao
Tsy xelemn hiandry intsony aho satria...

Refr: tononkira.serasera.org Izaho efa vonona amin'zay
         Hamaly ny antsonao
         Ampio ah raha matahotra indraindray
        nttmre Fa hanokan-tena ho anao
          Hanokan-tena ho anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1325