Ho anao (JW broadcasting)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
  Mba inona 're no tena tiako
Aiza ny lalana ho wtom fidiko?
Hanao 'lay voady aho indray andro any
Nahoana anefa no ho ela izany?
Fa tonga saina cxpk ah rehefa mijery ireo nifidy anao.
Tsy hoe terena fa sitrapon'ireny
Dia zay koa no tiako hatao

  Refr: Izaho efa vonona amin'zay
         Hamaly ny antsonao
         Ampio ah raha matahotra indraindray
        Fa hanokan-tena ho anao
          Hanokan-tena ho anao

Ny tena mba tononkira.serasera.org faniriko iza
dia ho tianao sy ho namanao
Raha sendra kivy ah na koa tsy sahy
Ianao ihany no hanampy ahy
Ny fiainana anie tsy ho kilalao
Ho lavitra ny dia
Hanompo anao aho izaho tanora izao
Tsy hiandry intsony aho satria...

Refr: Izaho efa vonona amin'zay
         Hamaly ny antsonao
         Ampio ah raha matahotra indraindray
        Fa hanokan-tena ho anao
          Hanokan-tena ho pfgzvrjm anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7466