Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ataoko An-tsaina Foana ny Fampahatsiahivanao (JW broadcasting)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ahoana re? ’Zaho mba te handeha!
Tsy voatery ho ratsy any na voatery hialana.
’Zaho ange raha mba mankany tsy hoe fahotana.
Mba tononkira.serasera.org lazao ahy fa tsy haiko ange ’zay zava-dehibe!
Ho diso aho ve raha hoe te handeha?
Raha misotro ny olona any mety tsy hahafehy tena.
Raha mandeha mankany, hita erxcap fa tsy fahendrena.
Ô! Aiza ny lalan-kaleha? Jehovah miangavy anao re!
(FIVERENANA)
Ianao mampahatsiahy wsijgg ahy, dia mamiko izany.
Rehefa hisafidy aho tsaroako avy hatrany
’Reo fampianaranao, ireo torohevitrao ’zay nataoko an-tsaina.
2. Izay tokony hatao efa yhqwwoo ao an-tsaiko ao.
Ny ahy tsy tiako aloha ny hampahatezitra azy ireo.
Fa ’zaho ’ndray tsy ho any sao mahita olana eo.
Izay no efa hitako hoe mety: Tsy handeha am’ilay fety.
(FIVERENANA)
Ianao mampahatsiahy ahy, dia mamiko izany.
Rehefa hisafidy aho, tsaroako avy hatrany

Ilay bokinao no vakiko isan’andro
Satria mampahatsiahy ahy maraina, antoandro;
Manampy ahy lalandava ka lasa mazava
’Zay tokony hatao sy ’zay sitraponao.
’Reo fampianaranao, ireo torohevitrao no hataoko an-tsaina.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : JW broadcastingHits : 1272
Likes : 0 Like
Created by : Zou_mijoro
Date : 09/09/2019 15:39