O aza tsiahivina (Justin RAJORO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O aza tsiahivina ny andro taloha;
ny fotaka mandry,aoka re mba tsy hifoha.
Na inona sive sento iantsoana guzeim ny tody,
ny rano efa raraka dia tsy mba hifody.

     Ny nenina anie tsy mahavoatra ny rava;
     vao mainka mitàna ny ngidin'ny vava.
     Ataovy avo sasaka re ny alahelo;
     toneo ny fo na dia mamelovelo.

          Ny lasa tsy akory tsy odin'ny fery,
          vao mainka mikiky toa rano mahery.
          Ny fanadinoana no aoka antsoina,
          ny fanadinoana no aoka antsoina,
   tqgkerfv        ary tononkira.serasera.org koa tsy ho mafy manindry ny voina...
  

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Justin RAJORO
Vangy : 2079
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : elonty
Daty : 09/05/2017 18:30
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2248