Misy kalonkalontsika (Justin RAJORO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy kalokalontsika
Izay tsy maintsy ho voatsiahy,
Hovoaloko hovoakiaka
Ao anatin’ilay fanahy.
Ny tenako mantsy ho saraka kyprs anao
Ry kintana kely uqdxy hatanorana,
Hanjary fisaonana ilay kilalao
Ho ritra tononkira.serasera.org ny ranon’ilay fatsakana
Ny onjam-pahoriana no sisa mbola andrasana
Ambaram-pahatonga eo ambaravaram-pasana,
Ary sento soson-droa no solon-dambamena,
No sisa hamonosana ilay fo kxsahn manantena.
Tonony : Mpianina
Feony : Justin Rajoro

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Justin RAJOROVangy : 4954
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Andry
Daty : 29/12/2002 22:03