O aza tsiahivina (Justin RAJORO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O aza tsiahivina ny andro taloha;
ny fotaka mandry,aoka vqpcinjz re mba tsy hifoha.
Na inona sento iantsoana ny tody,
ny rano efa raraka dia tsy mba hifody.
Ny nenina anie tsy mahavoatra ny rava;
vao mainka mitàna ny ngidin'ny vava.
Ataovy avo sasaka re ny alahelo;
toneo ny fo na dia mamelovelo.
Ny lasa tsy akory tsy odin'ny fery,
tononkira.serasera.org vao mainka mikiky toa rano mahery.
Ny fanadinoana no aoka antsoina,
vluc ny fanadinoana no aoka antsoina,
ary koa tsy ho rxwqxt mafy manindry ny voina...
ny fotaka mandry,aoka vqpcinjz re mba tsy hifoha.
Na inona sento iantsoana ny tody,
ny rano efa raraka dia tsy mba hifody.
Ny nenina anie tsy mahavoatra ny rava;
vao mainka mitàna ny ngidin'ny vava.
Ataovy avo sasaka re ny alahelo;
toneo ny fo na dia mamelovelo.
Ny lasa tsy akory tsy odin'ny fery,
tononkira.serasera.org vao mainka mikiky toa rano mahery.
Ny fanadinoana no aoka antsoina,
vluc ny fanadinoana no aoka antsoina,
ary koa tsy ho rxwqxt mafy manindry ny voina...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Justin RAJOROHits : 2080
Likes : 1 Like
Created by : elonty
Date : 09/05/2017 18:30
