Vonimboahirana (Justin RAJORO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vonimboahirana an-dranomaria,
avela hiroboka izay tena tia;
f'izahay tsy mba zatra mahay milomano,
ka sao rendrik' ao ka mahita angano.
Natao ny fitiavako ho volamena,
ka ho sahy zlgzkkk sedra tsy lefin'asidra.
Nampoiziko ho tovony ho sahy fanekena,
kinanjo kanosa e,tsy mba tia gidragidra.
sttzac Ny samy hafa foko tsy miray volo,
pwzjmio angidina ianao re f' izaho kosa lolo:
ny iray any an-kady, ny iray an-tendron-kazo.
Ny iray any an-kady, ny iray tononkira.serasera.org ery an-tendron-kazo,
dia tapaka io fa tsy mifankahazo,
dia tapaka io fa tsy mifankahazo...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Justin RAJOROVangy : 2278
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : elonty
Daty : 09/05/2017 19:38