Ampidiro aloha ny tenimiafina
O aza tsiahivina (Justin RAJORO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O aza tsiahivina ny andro taloha;
ny fotaka mandry,aoka re mba tsy hifoha.
Na inona sento iantsoana ny tody,
ny rano efa raraka dia tsy mba hifody.
Ny grtqu nenina anie tsy mvrsbup mahavoatra ny rava;
vao mainka mitàna ny ngidin'ny vava.
Ataovy avo sasaka re ny alahelo;
toneo ny tacfobzv fo na dia mamelovelo.
Ny lasa tsy akory tsy odin'ny fery,
vao mainka mikiky toa rano mahery.
Ny fanadinoana no aoka antsoina,
tononkira.serasera.org ny fanadinoana no aoka antsoina,
ary koa tsy ho mafy manindry ny voina...
ny fotaka mandry,aoka re mba tsy hifoha.
Na inona sento iantsoana ny tody,
ny rano efa raraka dia tsy mba hifody.
Ny grtqu nenina anie tsy mvrsbup mahavoatra ny rava;
vao mainka mitàna ny ngidin'ny vava.
Ataovy avo sasaka re ny alahelo;
toneo ny tacfobzv fo na dia mamelovelo.
Ny lasa tsy akory tsy odin'ny fery,
vao mainka mikiky toa rano mahery.
Ny fanadinoana no aoka antsoina,
tononkira.serasera.org ny fanadinoana no aoka antsoina,
ary koa tsy ho mafy manindry ny voina...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Justin RAJOROVisites : 1971
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : elonty
Date : 09/05/2017 18:30
