Vetso (Jovial)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza ho aiza izao no misy anao
Ry nandao ity ankany
fantatro fa ho avy ianao
Hiverina ndray andro any
Zovy no afaka hanambara
Ilay fotoana andrandraina tononkira.serasera.org
Hafaingano ry malala
Hoy ity foko mitaraina
Lasa vetso aho eto anjaridaina
manina aho nefa eqbyf tsy afaka mankaiza
Rahoviana no foana foana ny toloko
Fa manembona lava izany foko
Efa ela izay tsy nahitako azy intsony
Antanin'olona ilay malalako
Tsaroiny ihany ve ny fonenany
Izay uwdoxqk mbola hiverenany
Antenaiko fa kvxjj tsy ho ela
Ilay andro izay hiaviany
Dia ho foana ny taraina sy hitony koa ny saina
Ry nandao ity ankany
fantatro fa ho avy ianao
Hiverina ndray andro any
Zovy no afaka hanambara
Ilay fotoana andrandraina tononkira.serasera.org
Hafaingano ry malala
Hoy ity foko mitaraina
Lasa vetso aho eto anjaridaina
manina aho nefa eqbyf tsy afaka mankaiza
Rahoviana no foana foana ny toloko
Fa manembona lava izany foko
Efa ela izay tsy nahitako azy intsony
Antanin'olona ilay malalako
Tsaroiny ihany ve ny fonenany
Izay uwdoxqk mbola hiverenany
Antenaiko fa kvxjj tsy ho ela
Ilay andro izay hiaviany
Dia ho foana ny taraina sy hitony koa ny saina
--------
Rohy:
