Vetso (Jovial)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza ho aiza izao no misy anao
Ry nandao ity ankany
fantatro fa ho avy ianao
Hiverina ndray andro any
Zovy harvy no afaka hanambara
Ilay fotoana andrandraina
Hafaingano ry malala
Hoy ity foko mitaraina ltnozbxf
Lasa vetso aho eto anjaridaina
manina aho nefa tsy afaka mankaiza
Rahoviana no foana foana ny toloko
Fa manembona lava izany foko
Efa ela izay tsy nahitako azy intsony
Antanin'olona ilay malalako
Tsaroiny ihany ve ny fonenany
Izay mbola hiverenany
Antenaiko fa tsy ho tononkira.serasera.org ela
Ilay andro izay hiaviany
Dia ho wbvj foana ny taraina sy hitony koa ny saina
Ry nandao ity ankany
fantatro fa ho avy ianao
Hiverina ndray andro any
Zovy harvy no afaka hanambara
Ilay fotoana andrandraina
Hafaingano ry malala
Hoy ity foko mitaraina ltnozbxf
Lasa vetso aho eto anjaridaina
manina aho nefa tsy afaka mankaiza
Rahoviana no foana foana ny toloko
Fa manembona lava izany foko
Efa ela izay tsy nahitako azy intsony
Antanin'olona ilay malalako
Tsaroiny ihany ve ny fonenany
Izay mbola hiverenany
Antenaiko fa tsy ho tononkira.serasera.org ela
Ilay andro izay hiaviany
Dia ho wbvj foana ny taraina sy hitony koa ny saina
--------
Link:
