Toky Fitaka (Jovial)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TOKY FITAKA
Ry noheveriko bonaika, namborahako fitia
Hay diso paika ny fitiavako satria
Ianao ilay tiana nantenaina no mikendry handatsaka aina
Miseho smwto ho sariaka kanjo joko mitsoriaka
Izato ianao mba ahoana no sahy mamelively foana
Ny nflpa toky nomena hay ankoso-bolamena
Mpanodinkodina ny marina mba ho sarotra fantarina
Fatra-pivazo hay mpitety voninkazo
Refrain: (2 fois)
Fa ny toky izay nomenao ahy, hay ilay izy toky fitaka
Mba tsy hisian’ny ahiahy tsy aleo ve misitaka
Tsy ianao irery ihany anefa no azoko antenaina eto antany
Fa mbola misy ihany tononkira.serasera.org any hoany
Dia niseho ho tena tia ka niangolangola ery
Ny fitia najoro, hay fitiavana nandoro
Ny fihetsika hafa kely, mafy indry ry kiala kely
Saingy tsy hamakiako loha velively
Dia mba mody ho mpiasa be hay fatsora gaigy be
Mampitondra faisana ilay mxkbo fitia izay niraisana
Ka nijaliana avokoa, mafy ianao randriamatoa
Fa saingy tsy hivadiako atidoha
Refrain…
Ireny fanomezantoky ireny, sady feno lokaloka
Hay ve ka teny izay natao mba hanodoka
Sy anjonoana izany foko hibaby tanambokovoko
Nomena toky hay fitiavana boloky
Refrain…
JOVIAL

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : JovialVisites : 8880
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 03/04/2008 14:34