Ampidiro aloha ny tenimiafina
EFA ELA IHANY (Jovial)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ela ihany aho no naniry hiaraka aminao
Nefa moa ianao tsy taitra akory hatrizay
Ny tena moa tsy zuryv manana omena
Ny tena koa tsy dia manam-bola ka tsy sahaza anao angamba
Nefa atao fa fitiavana
Tsy tononkira.serasera.org natao hanavakavaka
Rehefa tia dia tena tia
Rehefa any aoriana any
Dia mbola hifankahita ihany
Angamba mety hiova ffgnhz ianao
Ka anorina fitia vaovao
Ny tena moa tsy... eydgucvs

--------
Link: