Vetso (Jovial)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza ho aiza izao no misy anao
Ry nandao ity ankany
fantatro fa ho avy ianao
Hiverina ndray andro any
Zovy no afaka hanambara
Ilay fotoana andrandraina
Hafaingano ry malala cymfpics
Hoy ity foko mitaraina
Lasa vetso aho eto anjaridaina
manina aho nefa tsy afaka mankaiza
Rahoviana no foana foana ny tononkira.serasera.org toloko
Fa manembona lava izany foko
Efa ela izay rsttmved tsy nahitako azy intsony
Antanin'olona ilay malalako
Tsaroiny ihany ve ny fdvkwoo fonenany
Izay mbola hiverenany
Antenaiko fa tsy ho ela
Ilay andro izay hiaviany
Dia ho foana ny taraina sy hitony koa ny saina
Ry nandao ity ankany
fantatro fa ho avy ianao
Hiverina ndray andro any
Zovy no afaka hanambara
Ilay fotoana andrandraina
Hafaingano ry malala cymfpics
Hoy ity foko mitaraina
Lasa vetso aho eto anjaridaina
manina aho nefa tsy afaka mankaiza
Rahoviana no foana foana ny tononkira.serasera.org toloko
Fa manembona lava izany foko
Efa ela izay rsttmved tsy nahitako azy intsony
Antanin'olona ilay malalako
Tsaroiny ihany ve ny fdvkwoo fonenany
Izay mbola hiverenany
Antenaiko fa tsy ho ela
Ilay andro izay hiaviany
Dia ho foana ny taraina sy hitony koa ny saina
--------
Link:
