Ny fanatrehanao (Joseph'son)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hiriko ny fanatrehanao
Handrakotr’izao toerana izao
Fanahy gkdx Masina o honena eto indray
Ka ho lapanao tokoa ny fonay
Ny fanatrehanao misy afo mandoro
Mandrava ireo asan’ny devoly
Ref : Ny fanatrehanao
Ny fanatrehanao
Hitobak’eto aminay
Hameno ny tsirairay
Rakofy ny fanatrehanao
Mba hiadana am-po ireo zanakao
Na lehibe na kely de hosory lekkip hery
Ka tsisy hiala tononkira.serasera.org maina qpwifd velively
Ny fanatrehanao feno fifaliana
Misinda eo koa ireo fahoriana
Fanatrehanao no manainga hiditra amin’ny Fanahy
Ka izany indrindra no hitoerana ho ao an-tranon-dRay
Handrakotr’izao toerana izao
Fanahy gkdx Masina o honena eto indray
Ka ho lapanao tokoa ny fonay
Ny fanatrehanao misy afo mandoro
Mandrava ireo asan’ny devoly
Ref : Ny fanatrehanao
Ny fanatrehanao
Hitobak’eto aminay
Hameno ny tsirairay
Rakofy ny fanatrehanao
Mba hiadana am-po ireo zanakao
Na lehibe na kely de hosory lekkip hery
Ka tsisy hiala tononkira.serasera.org maina qpwifd velively
Ny fanatrehanao feno fifaliana
Misinda eo koa ireo fahoriana
Fanatrehanao no manainga hiditra amin’ny Fanahy
Ka izany indrindra no hitoerana ho ao an-tranon-dRay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Joseph'sonVangy : 303
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Josephson85
Daty : 05/04/2026 10:17
