Ny fanatrehanao (Joseph'son)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hiriko ny fanatrehanao
Handrakotr’izao toerana izao
Fanahy Masina o honena eto indray
Ka ho lapanao tokoa ny fonay
Ny fanatrehanao misy afo mandoro
Mandrava ireo asan’ny devoly
Ref : Ny fanatrehanao
cijy tononkira.serasera.org Ny fanatrehanao
Hitobak’eto aminay
clsnzgs Hameno ny tsirairay
Rakofy ny fanatrehanao
Mba hiadana am-po ireo zanakao
Na lehibe na kely de hosory hery
Ka tsisy hiala maina velively
Ny fanatrehanao feno fifaliana
Misinda eo koa ireo fahoriana
Fanatrehanao no manainga hiditra amin’ny Fanahy
Ka izany indrindra asziizk no hitoerana ho ao an-tranon-dRay
Handrakotr’izao toerana izao
Fanahy Masina o honena eto indray
Ka ho lapanao tokoa ny fonay
Ny fanatrehanao misy afo mandoro
Mandrava ireo asan’ny devoly
Ref : Ny fanatrehanao
cijy tononkira.serasera.org Ny fanatrehanao
Hitobak’eto aminay
clsnzgs Hameno ny tsirairay
Rakofy ny fanatrehanao
Mba hiadana am-po ireo zanakao
Na lehibe na kely de hosory hery
Ka tsisy hiala maina velively
Ny fanatrehanao feno fifaliana
Misinda eo koa ireo fahoriana
Fanatrehanao no manainga hiditra amin’ny Fanahy
Ka izany indrindra asziizk no hitoerana ho ao an-tranon-dRay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Joseph'sonHits : 304
Likes : 1 Like
Created by : Josephson85
Date : 05/04/2026 10:17
