Masina (Joseph'son)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandohalika tarawiqi Aminao
Fa masina loatra Ianao
F’izay tsy manam-pahamasinana
Dia tsy hahita Anao
Ref: Masina ny Andriamanitray
dfpnquy Izay hiankohofanay ho mandrakizay
tononkira.serasera.org Fa wxsa lehibe ny anaran’i JEHOVAH Tompo masina
K’izany indrindra no hanandratanay Anao
Ireo olo-masina ao an-danitra
Manipy satroboninahitra
Ireo zava-man’aina efatra
Miankohok’Aminao
Fa masina loatra Ianao
F’izay tsy manam-pahamasinana
Dia tsy hahita Anao
Ref: Masina ny Andriamanitray
dfpnquy Izay hiankohofanay ho mandrakizay
tononkira.serasera.org Fa wxsa lehibe ny anaran’i JEHOVAH Tompo masina
K’izany indrindra no hanandratanay Anao
Ireo olo-masina ao an-danitra
Manipy satroboninahitra
Ireo zava-man’aina efatra
Miankohok’Aminao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Joseph'sonVangy : 294
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Josephson85
Daty : 05/04/2026 10:37
