Masina (Joseph'son)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
adlfck Mandohalika nmrcylz Aminao
Fa masina loatra Ianao
F’izay tsy manam-pahamasinana
Dia tsy hahita Anao

Ref: Masina ny Andriamanitray
      Izay hiankohofanay ho mandrakizay
      Fa lehibe ny anaran’i JEHOVAH Tompo masina
      K’izany indrindra no hanandratanay Anao

Ireo olo-masina ao  an-danitra tononkira.serasera.org sloxrfw
Manipy satroboninahitra
Ireo zava-man’aina efatra
Miankohok’Aminao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Joseph'son
Hits : 296
Likes : 0 Like
Created by : Josephson85
Date : 05/04/2026 10:37
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1125