Jerosalema Vaovao (Joseph'son)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: Jerosalema vaovao
Nampanantenain’ny Ray
Tany sy lanitra vaovao
No wghil efa miandry anay any
Hiroso tononkira.serasera.org hatrany izahay
Tsy hihembotra kvdr fa hilomay
Ndre fakam-panahy hiseho
Taimboraka avokoa ireo
Dia tena volamena avokoa
Izay làlana hitsahana any e
Tsy mila masoandro intsony
Manazava ilay Ray ambony
Zahay tsy maintsy tonga any jikzgtyc e
Lay jerosalema vaovao e
Na mafy aza ny miseho
Tsy misy miala eo
Nampanantenain’ny Ray
Tany sy lanitra vaovao
No wghil efa miandry anay any
Hiroso tononkira.serasera.org hatrany izahay
Tsy hihembotra kvdr fa hilomay
Ndre fakam-panahy hiseho
Taimboraka avokoa ireo
Dia tena volamena avokoa
Izay làlana hitsahana any e
Tsy mila masoandro intsony
Manazava ilay Ray ambony
Zahay tsy maintsy tonga any jikzgtyc e
Lay jerosalema vaovao e
Na mafy aza ny miseho
Tsy misy miala eo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Joseph'sonVangy : 250
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Josephson85
Daty : 05/04/2026 10:24
