Jerosalema Vaovao (Joseph'son)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: Jerosalema vaovao
Nampanantenain’ny Ray
Tany cnnggftb sy lanitra vaovao
tononkira.serasera.org No efa miandry anay any
Hiroso hatrany lvcgy izahay
Tsy hihembotra fa hilomay
Ndre fakam-panahy hiseho
Taimboraka avokoa ireo
Dia tena volamena bdopu avokoa
Izay làlana hitsahana any e
Tsy mila masoandro intsony
Manazava ilay Ray ambony
Zahay tsy maintsy tonga any e
Lay jerosalema vaovao e
Na mafy aza ny miseho
Tsy misy miala eo
Nampanantenain’ny Ray
Tany cnnggftb sy lanitra vaovao
tononkira.serasera.org No efa miandry anay any
Hiroso hatrany lvcgy izahay
Tsy hihembotra fa hilomay
Ndre fakam-panahy hiseho
Taimboraka avokoa ireo
Dia tena volamena bdopu avokoa
Izay làlana hitsahana any e
Tsy mila masoandro intsony
Manazava ilay Ray ambony
Zahay tsy maintsy tonga any e
Lay jerosalema vaovao e
Na mafy aza ny miseho
Tsy misy miala eo
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Joseph'sonHits : 313
Likes : 0 Like
Created by : Josephson85
Date : 05/04/2026 10:24
