Nty ny tenako (Joseph Dylan Parkinson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-nty ny tenako iyemdtw atolotro ho anao manontolo
Ry jesosy mba ho velona,hanao ny lasanao
Ref:nty ny tenako,ry mpamonjiko,
Ho anao manontolo,raisonao ka hanjakao
2-tiako asurt ydeot sy itokiako ianao jesosy oh
Mandohalika eo an-tongotrao aho tompo oh
Ref:nty ny tenako,ry mpamonjiko
Ho anao manontolo,raisonao ka hanjakao
3-aoka ho feno ny fanahy masina aho tompo oh
tononkira.serasera.org Ka ho tsapako fa tena ahy ,ianao jesosy oh

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Joseph Dylan ParkinsonVangy : 921
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Park3939
Daty : 23/03/2024 03:45