TOMPON'NY TENY FARANY (Joseph d'Af)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tao an-tranon’omby kely iray tanaty alina mangina
Tonga ny andron’ny famonjena anay tsy takatry umqrgjn ny saina ny fomba niaviany
Izao tontolo izao dia nilaza fa ikdmrgft hoe: tsisy intsony ny azo atao
F’eo tononkira.serasera.org amin’izay tsisy azo aleha manao lalana Ianao
Izy tompon’ny teny farany Izy e!
Tompon’ny teny farany Jesosy
Tompon’ny teny farany Izy
Tompon’ny Teny farany e!
Ny manodidina bvfzw mety hilaza mihitsy : vita hatreo ny momba anao
Fa ny Zanaka ambonin’ny zava-misy tsy takatry ny saina ny fahalehibeazany
Izao tontolo izao mety hilaza fa hoe: tsisy intsony ny azo atao
F’eo amin’izay tsisy azo aleha manao lalana Ianao
Izy tompon’ny teny farany Izy e!
Tompon’ny teny farany Jesosy
Tompon’ny teny farany Izy
Tompon’ny Teny farany e!
oooooooooooooo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Joseph d'AfVangy : 13133
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : niniekely
Daty : 27/09/2016 11:30