Ampandroso ahy (Joseph d'Af)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha izaho ilay mpamakitranoRaha ny lazako dia toy ny angano
Fa nande tena antsena
Toy ny mpivarotena
Moa tia ahy va Ianao
Dia toy ilay vehivavy janga
Ilay satana koa mijoro ihapanga
Hitorabato ahy ireo
'Reo mpanoradalana
Hitoraka ahy va Ianao
Ankehitriny anefa , fantatro
F'Ianao no efa tia ahy taloha
Jesosy oh! Ianao koa tsy nanameloka ahy
Na firy aza ny ota efa vitako
Navelanao ny eloko
Jesosy oh! Ianao lay niady ny adiko
Ampototry ny hazo nijalianao
No ametrahako ny fiainako
Ianao no mpanavotra ahy
Ianao ilay nisolo vava ahy
Fa nandray ny famonjena aho
Vita fanekena
Zay no azo ekena
Ankehitriny anefa , fantatro
F'Ianao no efa tia ahy taloha
Jesosy oh! Ianao koa tsy nanameloka ahy
Na firy aza ny ota efa vitako
Navelanao ny eloko
Jesosy oh! Ianao lay niady ny adiko
Ampototry ny hazo nijalianao
No ametrahako ny fiainako
Jesosy oh! Amin'ny fifaliana no anantenana
Rehefa eo amin'ny andron'ny fitsarana
Ampandroso ahy ao an-tanàna
Jesosy oh! Amin'ny fifaliana no anantenana
Rehefa eo amin'ny andron'ny fitsarana
Ampandroso ahy ao an-tanàna
Jesosy oh! Amin'ny fifaliana no anantenana
Rehefa eo amin'ny andron'ny fitsarana
Ampandroso ahy ao an-tanàna
--------
Rohy:
Hevitra
santatra11
(
24/02/2017 08:01)
tsara be!!!deraina ny Tompo!!!
rackel
(
25/02/2017 11:23)
toizo f tsar
Maiaty
(
10/03/2017 16:36)
Haleloia! Tsara be le tononkira
lemanga
(
19/10/2017 19:05)
Mankasitraka e! Deraina ny Tompo
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Joseph d'AfVangy : 23368
Mpankafy : 7 Ankafizo
Nampiditra : pixelboy
Daty : 23/02/2017 09:10