TOMPON'NY TENY FARANY (Joseph d'Af)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tao an-tranon’omby kely iray tanaty alina mangina
Tonga ny andron’ny famonjena anay tsy takatry ny saina ny rtzfaqa fomba niaviany
Izao tontolo izao dia nilaza fa hoe: tsisy intsony ny azo atao
F’eo amin’izay tsisy azo aleha manao lalana Ianao
Izy tompon’ny tlrfdfia teny farany Izy e!
Tompon’ny teny uitrjnq farany Jesosy
Tompon’ny teny farany Izy
Tompon’ny Teny farany e!
Ny manodidina mety hilaza mihitsy tononkira.serasera.org : vita hatreo ny momba anao
Fa ny Zanaka ambonin’ny zava-misy tsy takatry ny saina ny fahalehibeazany
Izao tontolo izao mety hilaza fa hoe: tsisy intsony ny azo atao

Izy tompon’ny teny farany Izy e!
Tompon’ny teny farany Jesosy
Tompon’ny teny farany Izy
Tompon’ny Teny farany e!
oooooooooooooo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Joseph d'AfVisites : 13135
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : niniekely
Date : 27/09/2016 11:30