TOMPON'NY TENY FARANY (Joseph d'Af)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tao an-tranon’omby kely iray tanaty alina mangina
Tonga ny andron’ny famonjena anay tsy takatry ny saina ny fomba niaviany
Izao tontolo slnjda izao dia nilaza fa hoe: tsisy intsony ny azo atao
F’eo amin’izay tsisy azo aleha manao lalana Ianao
Izy tompon’ny teny farany Izy e!
Tompon’ny teny farany Jesosy
Tompon’ny teny farany Izy
Tompon’ny Teny farany e!
Ny manodidina mety hilaza mihitsy : vita hatreo ny momba anao
Fa ny Zanaka ambonin’ny zava-misy tsy takatry ny saina ny fahalehibeazany
Izao tontolo izao mety waqcgvmu hilaza fa hoe: tsisy intsony crnmrat ny azo atao

Tompon’ny tononkira.serasera.org Teny farany e!
oooooooooooooo

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Joseph d'AfHits : 13343
Likes : 0 Like
Created by : niniekely
Date : 27/09/2016 11:30