Novonjenao (Joseph d'Af)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nihezaka ihany aho nitady hatrizay
Namana tiako sy tena tia ahy
Reraka aho, swbigznb vizana aho
Fa tsy nahita
Namitaka ahy izao ilsbve tontolo izao
Noheveriko hitondra fiainam-baovao
Kay tomany, sy talaho
No omeny anao…

F’indray andro aho nahita Anao Jesoa
Tamin’izay aho nahafantatra
Fa Ianao ihany no Andriamanitra udewgq Fitiavana…
Ka tsy nihahotra aho ny hanatona
Nanolotra ny foko ho anao
Dia noraisinao tam pitiavana ity foko nitalaho…
Na tsy mendrika aho dia Novonjenao

Ty foko tononkira.serasera.org efa babon'ny fitiavanao
Tsy hitodika intsony @zao reetra izao
Jesosy o inty aho tiako ianao
tsy hitady hafa intsony aho ampy ahy ianao ny masoko hifantoka hibanjina anao
omeko anao, hanjakao ny fiainako

refrain:
Indray andro ....

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Joseph d'Af
Hits : 34052
Likes : 7 Like
Created by : Nanou98
Date : 21/01/2016 15:24
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.8649