You are here: home > Tononkira > Joseph d'Af

Adala an'i jesosy (Joseph d'Af)

https://tononkira.serasera.org/hira/joseph-daf/adala-ani-jesosy-3

Jesosy oh! Malalako  ,Mila anao zaho
Raha vao mifoha maraina aho,
Mahatsiaro anao
F'any aminao eritreritro, ny fitiavako
Ra'izao rehetra izao, tsisy atakaloko anao

FIV: Adalanao aho Jesosy oh!
       Tsy misy atakaloko anao
Tsiky dia ampy       F'any aminao irery ihany ny fitiavako
        malalako Ianao
Marary aho, Tompo oh
Ianao no antsoiko
Malaelo aho,  Tompo oh
ianao no tsaroako
Mijaly aho, Tompo oh
Ianao no tadiaviko
eny faly aho, Tompo oh
Ianao no izarako anio
   mila anao aho

Hevitra mandeha

new_rff2020 (12/05/2020 10:48:45)

Amen!!!!!!!!

fetra.emo (05/03/2017 19:34:15)

tsara ilay vazo (y)

Rinah Hanitriniaina (03/02/2017 11:36:16)

Tiko loatra

stevenbryan415 (03/12/2016 15:18:21)

Tiko enw Jesosy รด,ts mis atakaloko anw

ramb.andry (08/07/2016 12:46:06)

amen , samy adalan'i Jesosy daholo isika rehetra

max6 (29/06/2016 09:22:26)

m'lay

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Joseph d'Af
Mpamaky : 22849
Mpakafy : 17 Ankafizo
Nampidirin'i : apolon
Tamin'ny : 27/04/2016 11:29:55
ID : 8477

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo