Mpanjakan'ny mpanjaka (Joseph d'Af)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hery sy fahefana
fitondrana sy fanjakana
fanapahana rehetra dia antsorokao
fa nandresy ianao
resiny fasana

Ny fanjakanao tsy hana-pahataperana
nazeranao ny fanjakan'ny haizina
mpanjaka ianao @ fahamarinana

Ref:
Mpanjakan'ny mpanjaka
filohan'ny vmcyz filoha
Jesosy zanak' Andriamanitra
Hosana ho anao!!!

mpanjaka mpisorona
ianao Ray tononkira.serasera.org sdptjprs nanomana
nanampy anay ho zanakao
handovanao

Nomenao fahefana
hanitsaka menaràna
sy handresy ny hery ny ratsy
nazeranao fanjakan'ny haizina
mpanjak ianao ccgqvhln @ fahamarinana

Ref.

Hokatsahiko aloha ny fanjaka'nao
hankamamy ny fahamarinanao

nazeranao ny fanjakany maizina
mpanjak' ianao @fahamarinana

Ref.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Joseph d'Af
Vangy : 10680
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Tafita94
Daty : 25/02/2017 09:07
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0296