Mpanjakan'ny mpanjaka (Joseph d'Af)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hery sy fahefana
fitondrana tononkira.serasera.org sy fanjakana
fanapahana rehetra dia antsorokao
fa nandresy ianao
resiny fasana
Ny fanjakanao tsy hana-pahataperana
nazeranao rejtdpg ny fanjakan'ny haizina
mpanjaka ianao fhyjri @ fahamarinana
Ref:
Mpanjakan'ny mpanjaka
filohan'ny filoha
Jesosy zanak' Andriamanitra
Hosana ho anao!!!
mpanjaka mpisorona
ianao Ray nanomana
nanampy anay ho zanakao
handovanao
Nomenao fahefana
hanitsaka menaràna
sy handresy ny hery ny ratsy
nazeranao fanjakan'ny haizina
mpanjak ianao @ fahamarinana
Ref.
Hokatsahiko aloha ny fanjaka'nao
hankamamy ny fahamarinanao
nazeranao ny fanjakany maizina
mpanjak' ianao @fahamarinana
Ref.
vuvuf
fitondrana tononkira.serasera.org sy fanjakana
fanapahana rehetra dia antsorokao
fa nandresy ianao
resiny fasana
Ny fanjakanao tsy hana-pahataperana
nazeranao rejtdpg ny fanjakan'ny haizina
mpanjaka ianao fhyjri @ fahamarinana
Ref:
Mpanjakan'ny mpanjaka
filohan'ny filoha
Jesosy zanak' Andriamanitra
Hosana ho anao!!!
mpanjaka mpisorona
ianao Ray nanomana
nanampy anay ho zanakao
handovanao
Nomenao fahefana
hanitsaka menaràna
sy handresy ny hery ny ratsy
nazeranao fanjakan'ny haizina
mpanjak ianao @ fahamarinana
Ref.
Hokatsahiko aloha ny fanjaka'nao
hankamamy ny fahamarinanao
nazeranao ny fanjakany maizina
mpanjak' ianao @fahamarinana
Ref.
vuvuf
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Joseph d'AfHits : 10680
Likes : 2 Like
Created by : Tafita94
Date : 25/02/2017 09:07
