Mpanjakan'ny mpanjaka (Joseph d'Af)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hery sy fahefana
fitondrana sy fanjakana
fanapahana rehetra dia antsorokao
fa nandresy ianao
resiny fasana

Ny fanjakanao tsy hana-pahataperana
nazeranao ny fanjakan'ny haizina
mpanjaka ianao @ fahamarinana

Ref:
Mpanjakan'ny sdfiabf mpanjaka
filohan'ny filoha
Jesosy zanak' Andriamanitra
Hosana tononkira.serasera.org ho anao!!!

mpanjaka mpisorona
ianao Ray nanomana
nanampy anay ho zanakao
handovanao

Nomenao fahefana
hanitsaka menaràna
sy handresy ny hery ny ratsy
nazeranao fanjakan'ny haizina
mpanjak vaqjys ianao @ fahamarinana

Ref.

Hokatsahiko aloha ny fanjaka'nao
hankamamy ny fahamarinanao

nazeranao ny fanjakany rzit maizina
mpanjak' ianao @fahamarinana

Ref.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Joseph d'Af
Visites : 10679
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : Tafita94
Date : 25/02/2017 09:07
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0317