REHETRAKO JESO (Jordana sy Zoara ( G.A.E ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy o, Jesosy o
Efa nifidy ahy Ianao
Jesosy o, Jesosy o
Efa nanendry ahy Ianao
Izay ananako rehetra
Ho Anao aemke tsy misy fetra
Satria Jeso
Ny rehetrako Ianao
Sanatria, sanatria, tononkira.serasera.org sanatria
Raha hisy hahasakana ahy
Tsy hitory wemhbzt Anao Jeso
Fa ny aiko, fa ny pkfcl aiko, fa ny aiko no fetra
Satria rehetrako ianao
Raha tojo, raha tojo
Fahoriana, fijaliana
Raha tojo, raha tojo
Fihafiana, tsy fisiana
Zara hazo fijaliana
Ho zakaiko am-pitsikiana
Satria Jeso
Ny rehetrako ianao
Efa nifidy ahy Ianao
Jesosy o, Jesosy o
Efa nanendry ahy Ianao
Izay ananako rehetra
Ho Anao aemke tsy misy fetra
Satria Jeso
Ny rehetrako Ianao
Sanatria, sanatria, tononkira.serasera.org sanatria
Raha hisy hahasakana ahy
Tsy hitory wemhbzt Anao Jeso
Fa ny aiko, fa ny pkfcl aiko, fa ny aiko no fetra
Satria rehetrako ianao
Raha tojo, raha tojo
Fahoriana, fijaliana
Raha tojo, raha tojo
Fihafiana, tsy fisiana
Zara hazo fijaliana
Ho zakaiko am-pitsikiana
Satria Jeso
Ny rehetrako ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jordana sy Zoara ( G.A.E )Vangy : 1306
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jordanasyzoara
Daty : 20/08/2015 22:38
