Ampidiro aloha ny tenimiafina
REHETRAKO JESO (Jordana sy Zoara ( G.A.E ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy o, Jesosy o
Efa nifidy ahy Ianao
Jesosy o, Jesosy o
Efa nanendry ahy Ianao
Izay ananako rehetra
Ho Anao tsy misy tononkira.serasera.org fetra
Satria Jeso
Ny rehetrako Ianao
Sanatria, sanatria, sanatria
Raha hisy hahasakana ahy
Tsy hitory Anao Jeso
Fa ny aiko, fa ny aiko, fa ny aiko no fetra
Satria dwuf rehetrako ianao
Raha tojo, raha tojo
Fahoriana, fijaliana
Raha tojo, raha tojo
Fihafiana, tsy bwvoo fisiana
Zara hazo fijaliana
Ho zakaiko am-pitsikiana
Satria Jeso
Ny rehetrako expm ianao
Efa nifidy ahy Ianao
Jesosy o, Jesosy o
Efa nanendry ahy Ianao
Izay ananako rehetra
Ho Anao tsy misy tononkira.serasera.org fetra
Satria Jeso
Ny rehetrako Ianao
Sanatria, sanatria, sanatria
Raha hisy hahasakana ahy
Tsy hitory Anao Jeso
Fa ny aiko, fa ny aiko, fa ny aiko no fetra
Satria dwuf rehetrako ianao
Raha tojo, raha tojo
Fahoriana, fijaliana
Raha tojo, raha tojo
Fihafiana, tsy bwvoo fisiana
Zara hazo fijaliana
Ho zakaiko am-pitsikiana
Satria Jeso
Ny rehetrako expm ianao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Jordana sy Zoara ( G.A.E )Hits : 1220
Likes : 0 Like
Created by : jordanasyzoara
Date : 20/08/2015 22:38
