MBA RAISO (Jordana sy Zoara ( G.A.E ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Varian'ny rendrarendra sy lalao koa
Ka ninia nandao anao
Tsy nihevitra akory izay mety iafaran'ny fiainako aho
Nefa na mpanota ary aho
Tsy mba navelanao ho very
Na dia solafaka
Dia novontosanao hery
Ka mitalaho anie
Mba mamelà Ray Mahery
Noharianao ho soa, mhsindg nomenao ahy ny aina
Saina ihany tononkira.serasera.org koa
Nefa tsy nahay nifidy ny lalana izay tokony alehako aho
Nefa na mpanota ary aho...
...
Mba mamelà Ray Mahery
Indro atolotro loiai izao
Ny tenako raha bkzwhhji sitrakao
Mba raiso ho anao
Ho isan'ireo mpanomponao
Ka ho mpandova ny lanitra efa nomaninao
Ka ho mpandova ny lanitra efa nomaninao
Ka ho mpandova ny lanitra efa nomaninao
Ka ninia nandao anao
Tsy nihevitra akory izay mety iafaran'ny fiainako aho
Nefa na mpanota ary aho
Tsy mba navelanao ho very
Na dia solafaka
Dia novontosanao hery
Ka mitalaho anie
Mba mamelà Ray Mahery
Noharianao ho soa, mhsindg nomenao ahy ny aina
Saina ihany tononkira.serasera.org koa
Nefa tsy nahay nifidy ny lalana izay tokony alehako aho
Nefa na mpanota ary aho...
...
Mba mamelà Ray Mahery
Indro atolotro loiai izao
Ny tenako raha bkzwhhji sitrakao
Mba raiso ho anao
Ho isan'ireo mpanomponao
Ka ho mpandova ny lanitra efa nomaninao
Ka ho mpandova ny lanitra efa nomaninao
Ka ho mpandova ny lanitra efa nomaninao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jordana sy Zoara ( G.A.E )Vangy : 1329
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jordana
Daty : 13/01/2019 08:35
