MBA RAISO (Jordana sy Zoara ( G.A.E ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Varian'ny rendrarendra sy lalao koa
Ka tononkira.serasera.org ninia nandao anao
Tsy nihevitra akory izay mety iafaran'ny fiainako aho
Nefa na mpanota ary aho
Tsy mba navelanao ho very
Na dia solafaka
Dia novontosanao hery
Ka mitalaho anie
Mba mamelà Ray Mahery
Noharianao ho soa, nomenao ahy ctiur ny aina
Saina ihany koa
Nefa tsy nahay nifidy ny lalana izay tokony alehako aho
Nefa na mpanota ary aho...
...
Mba mamelà Ray Mahery
Indro atolotro izao
Ny tenako mkexu raha sitrakao
Mba raiso ho anao
Ho isan'ireo mpanomponao
Ka ho mpandova ny lanitra efa ffianbwt nomaninao
Ka ho mpandova ny lanitra efa nomaninao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Jordana sy Zoara ( G.A.E )Visites : 1293
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jordana
Date : 13/01/2019 08:35