Hitia toa Anao (Jordana sy Zoara ( G.A.E ))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HITIA TOA ANAO
Tompo ô omeo ahy ny Fitia
Fitiavana tokam-po
Tsisy fihatsaram-belatsihy
Rehefa dia tia dia tena tia, tia tokoa
(2 fois)
Fitia tsy mitady varotra
Fitia voasedran-tsarotra
Fitia mateza, Fitia maharitra
Nianjadian'eso sy latsa
Niaritra hono sy ratra
Fitia Doria tsy mba hita faritra

Tompo ô resy lahatra anie
Resinao resinao ity izaho
Omeo ahy, omeo re
Ny Fitiavanao mba itiavako Anao
(2fois)
Fitia tsy mitady varotra...
...
...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Jordana sy Zoara ( G.A.E )
Vangy : 14
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jordana
Daty : 22/03/2026 02:29
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0533