Hitia toa Anao (Jordana sy Zoara ( G.A.E ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HITIA TOA ANAOTompo ô omeo ahy ny Fitia
Fitiavana tokam-po
Tsisy fihatsaram-belatsihy
Rehefa dia tia dia tena tia, tia tokoa
(2 fois)
Fitia tsy mitady varotra
Fitia voasedran-tsarotra
Fitia mateza, Fitia maharitra
Nianjadian'eso sy latsa
Niaritra hono sy ratra
Fitia Doria tsy mba hita faritra
Tompo ô resy lahatra anie
Resinao resinao ity izaho
Omeo ahy, omeo re
Ny Fitiavanao mba itiavako Anao
(2fois)
Fitia tsy mitady varotra...
...
...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Jordana sy Zoara ( G.A.E )Hits : 13
Likes : 0 Like
Created by : Jordana
Date : 22/03/2026 02:29
