1 Andro Tsy Hita Maso (John Oabmar)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hitety tany zstzof mbola tsy hitako aho
Hitaingina fiara-manidin'aho
Hanantona 'lay sipako any alavitr'any aho, aho, aho
Ho andramako avokoa ireo sakafo
Mba tiako hohanina hatrizay nefa lafo
Hijery 'zay mba tsy fahitako isan'andro aho, aho, aho
Robaiko ireo mpanao afera maloto
Dia ho zaraiko ho an'ireo tsy manana
Ho faiziko ireo tena fahumg lxqjimli jiolahim-boto
'Reo mpambotry firenena, 'reo mpangalatra
'Reo mpanimba firenena, mpampisaraka
Raha 1 andro tsy hita maso
Aho, aho
Raha 1 andro tsy hita maso
Aho, aho
Ho faiziko ny mpanao kolikoly
Tsy ataoko mahita ny volany 'tsony
Omeko ho an'ireo mila fitsaboana malaky fa marary mafy
Omeko kaly 'reo 'zay tsy ampy kaly
Ataoko 'zay ahafaly ireo mijaly
Hanararaotra hanao ny soa manodidina ahy aho, ahy aho, oh
Ihidirako ny lapam-panjakana
Ho alaiko feo 'zay resak'henoko ao oh
Dia ho aparitako eran'ny tanana
Mba hipotra avokoa 'zay nafenina
Na izaho, na ianao olombelona
Raha 1 andro tononkira.serasera.org tsy hita maso

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : John OabmarVangy : 3688
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : oabmar
Daty : 16/12/2014 14:07