Adala aho (John Oabmar)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola mahatsapa aho,
Mbola mandre aho,
Mbola mahatazana ny endrikao ;
Mbola taraiky aho,
Mbola tavela aho,
Mbola voageja, babonao.
Lasa ny saiko
Nanao izay tiany,
Namorona sary vaovao ;
Nolavin’ny saiko
Ireo zava-misy,
Aleony mamikitra aminao.
[a]
Mitady anao foana aho
Hoe nankaiza ianao dia
Hoe mahatsiaro ahy ve ianao ;
Mila anao foana aho,
Miantsoantso anao hoe asnwkpr : “Vonjeo !”
[b]
Nefa tezitra aho satria tia anao
Na mahasosotra ahy aza ny mijery anao,
Adala aho !
Sady mahatsiravina ahy no tiako ianao.
Efa sempotra aho mbola tsy mandao,
Na mahasosotra aza ny mitia anao :
Tsy miala aho !
Sady mahatsiravina ahy no tiako lomfp ianao.
Maha very saina,
Maha very tena,
Maha very hevitra ahy ianao.
Tsy mitaraina aho,
Tsy mahonena aho,
Sady ankahalaiko no tiaviko ianao.
Fitiavana feno
Fankahalana
No mipololoitra ao anatiko ao ;
Noho ny fitiavanao ny tenanao
Dia takoana ao ambadika ao
Ny fitiavako (anao)x3
[a]
[b]
[mozika]
[b]
--
Tonony sy feony : tononkira.serasera.org John Oabmar
(c) zaxs Aogositra 2015
Mbola mandre aho,
Mbola mahatazana ny endrikao ;
Mbola taraiky aho,
Mbola tavela aho,
Mbola voageja, babonao.
Lasa ny saiko
Nanao izay tiany,
Namorona sary vaovao ;
Nolavin’ny saiko
Ireo zava-misy,
Aleony mamikitra aminao.
[a]
Mitady anao foana aho
Hoe nankaiza ianao dia
Hoe mahatsiaro ahy ve ianao ;
Mila anao foana aho,
Miantsoantso anao hoe asnwkpr : “Vonjeo !”
[b]
Nefa tezitra aho satria tia anao
Na mahasosotra ahy aza ny mijery anao,
Adala aho !
Sady mahatsiravina ahy no tiako ianao.
Efa sempotra aho mbola tsy mandao,
Na mahasosotra aza ny mitia anao :
Tsy miala aho !
Sady mahatsiravina ahy no tiako lomfp ianao.
Maha very saina,
Maha very tena,
Maha very hevitra ahy ianao.
Tsy mitaraina aho,
Tsy mahonena aho,
Sady ankahalaiko no tiaviko ianao.
Fitiavana feno
Fankahalana
No mipololoitra ao anatiko ao ;
Noho ny fitiavanao ny tenanao
Dia takoana ao ambadika ao
Ny fitiavako (anao)x3
[a]
[b]
[mozika]
[b]
--
Tonony sy feony : tononkira.serasera.org John Oabmar
(c) zaxs Aogositra 2015
--------
Link:
Comments
johnheritina
(
23/05/2016 12:27)
Za tena mkifa be e mb atov ae le tsy mis otri'zan e dia asivo tondropeo mer6 e
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : John OabmarHits : 5695
Likes : 3 Like
Created by : ikalamako
Date : 20/08/2015 00:03
