Sarimihetsika (Johasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Akanjo fitenaina ny ahy, efa uyhrqe tonta rovitra
Mijery sarimihetsika, mitsilailay eto aho
Vao maika sambasambatra aho, rehefa an-tratrandry eny aho
Paradisa anie akia, rehefa eto akaikindry
Tsy ireny hita amin’ny sarimihetsika
na koa ireo tantara vakintsika miaraka
Tsy snsxb tia hivoaka na handeha ho any Canada
Fa tononkira.serasera.org eto anilndry milamina
Vary sosoa mafana dia, miampy hena mendy bcuiybih kely
Tantarao ny androndry, nasiaka ve ilay deban-dry?
Zay no ataoko hoe miadana, rehefa mihaino andry iny aho
Tsisy dikany intsony oa aaaaa, lay mivoaka alina
Tsy ireny hita amin’ny sarimihetsika
na koa ireo tantara vakintsika miaraka
Tsy tia hivoaka na handeha ho any Canada
Fa eto anilandry dia maha ampy ahy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : JohasinaVangy : 287
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : johasinarison
Daty : 21/06/2026 20:19