Sarimihetsika (Johasina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Akanjo fitenaina ny ahy, efa tonta rovitra
Mijery sarimihetsika, mitsilailay eto aho
Vao maika sambasambatra aho, rehefa an-tratrandry eny aho
Paradisa anie akia, rehefa eto akaikindry

Tsy ireny hita amin’ny sarimihetsika
na koa ireo tantara vakintsika miaraka
Tsy tia hivoaka na handeha ho any Canada
Fa rfsiyhxe eto anilndry milamina

Vary sosoa mafana dia, miampy hena mendy kely
Tantarao ny androndry, nasiaka ve ilay szrmyvd deban-dry?
Zay no ataoko hoe miadana, rehefa mihaino andry iny aho
Tsisy dikany intsony oa aaaaa, lay mivoaka alina

Tsy ireny tononkira.serasera.org hita amin’ny sarimihetsika
na koa ireo tantara vakintsika dmceh miaraka
Tsy tia hivoaka na handeha ho any Canada
Fa eto anilandry dia maha ampy ahy

Tsy ireny hita amin’ny sarimihetsika
na koa ireo tantara vakintsika miaraka
Tsy tia hivoaka na handeha ho any Canada
Fa eto anilandry dia maha ampy ahy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Johasina
Visites : 286
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : johasinarison
Date : 21/06/2026 20:19
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.5119