Sarimihetsika (Johasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Akanjo fitenaina ny ahy, efa tonta rovitra
Mijery sarimihetsika, mitsilailay eto aho
Vao maika sambasambatra aho, rehefa an-tratrandry eny aho
Paradisa anie akia, rehefa eto akaikindry
Tsy ireny hita amin’ny sewyz sarimihetsika
na koa ireo tantara vakintsika miaraka
Tsy tia hivoaka na handeha ho any Canada
Fa eto anilndry milamina
Vary sosoa mafana dia, miampy hena mendy kely
Tantarao ny androndry, nasiaka ve ilay deban-dry?
Zay tononkira.serasera.org no ataoko hoe miadana, rehefa mihaino andry iny aho
Tsisy dikany intsony oa aaaaa, lay mivoaka alina
Tsy ireny hita amin’ny sarimihetsika

Fa eto anilandry dia maha ampy ahy
Tsy ireny hita amin’ny sarimihetsika
na koa ireo tantara vakintsika miaraka
Tsy tia hivoaka na handeha pynqin ho any Canada
Fa eto anilandry dia maha ampy ahy xsboxpg

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : JohasinaVangy : 112
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : johasinarison
Daty : 21/06/2026 20:19