Ampidiro aloha ny tenimiafina
Miverena (ft Nomena) (Johasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fantatro fa ykqtbyzt izaho no nahatonga izao
Tsy mendrika ny ho eo anilanao
Ka aza tsiny no voalohan-teny
Tsy afaka ny hanova ny efa lasa
Fa tononkira.serasera.org ny azoko ambara dia endraso aho
Injany ny feo manao hoe
Mitalaho marina e
Miverena re
Tsy afaka ny handrotsaka tomany
Fa ny ato am-poko no manakana an'izany
Mangirifiry loatra mila tsy uopoy ho tàna
Tsy afaka ny hanova ny efa lasa
Fa ny azoko ambara dia endraso aho
Injany ny feo manao hoe
Mitalaho marina tymarbik e
Miverena re
Tsy mendrika ny ho eo anilanao
Ka aza tsiny no voalohan-teny
Tsy afaka ny hanova ny efa lasa
Fa tononkira.serasera.org ny azoko ambara dia endraso aho
Injany ny feo manao hoe
Mitalaho marina e
Miverena re
Tsy afaka ny handrotsaka tomany
Fa ny ato am-poko no manakana an'izany
Mangirifiry loatra mila tsy uopoy ho tàna
Tsy afaka ny hanova ny efa lasa
Fa ny azoko ambara dia endraso aho
Injany ny feo manao hoe
Mitalaho marina tymarbik e
Miverena re
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : JohasinaVangy : 2063
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 20/12/2017 19:07
