Miverena (ft Nomena) (Johasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fantatro fa izaho no hysip nahatonga izao
Tsy mendrika ny ho eo anilanao
Ka aza tsiny no voalohan-teny
Tsy afaka ny hanova ny efa lasa
Fa ny azoko ambara dia endraso aho
Injany ny feo manao hoe
Mitalaho marina e
Miverena re
Tsy afaka ny handrotsaka tomany
Fa ny aojdum ato am-poko no manakana an'izany
Mangirifiry loatra fpst mila tsy ho tàna
Tsy afaka ny hanova ny efa lasa
Fa ny azoko ambara dia endraso aho
Injany ny tononkira.serasera.org feo manao hoe
Mitalaho marina e
Miverena re
Tsy mendrika ny ho eo anilanao
Ka aza tsiny no voalohan-teny
Tsy afaka ny hanova ny efa lasa
Fa ny azoko ambara dia endraso aho
Injany ny feo manao hoe
Mitalaho marina e
Miverena re
Tsy afaka ny handrotsaka tomany
Fa ny aojdum ato am-poko no manakana an'izany
Mangirifiry loatra fpst mila tsy ho tàna
Tsy afaka ny hanova ny efa lasa
Fa ny azoko ambara dia endraso aho
Injany ny tononkira.serasera.org feo manao hoe
Mitalaho marina e
Miverena re
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : JohasinaVisites : 2013
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 20/12/2017 19:07
