Mahadomelina (Johasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iza letsy iny tononkira.serasera.org vehivavy iny
Vao hitako avy any alavitra
Efa nyibtjz tiako ho fantatra
Ampianaro letsy aho hambabo an’iny
Sao vao may hampitsoaka
Tsy voafehiko loatra
Lay mampiady ireo teny
Miraikidraikitra kely
Manahoana ve mety?
Tena maaaaaaaaaaaaa
mahadomelina mahadomelina
Maaaaaaaaaaa
mahabadenina
Maaaaa!!!!! mahafanina, aleo resahina dqrc fa
Mahadomelina mahadomelina
Dia nanantonako ihany vao vita vavaka iny
Iza no anaranao? Ahoana no iantsoko anao?
Tsy novaliany aloha aho, fa nojereny kely
Ilay patalohako rovitra, kiraro mamotaka
Miakatra ny tosi-drà
Hamaly ahy ve izy sa
Hamela an-tsisin-dàlana
Tena maaaaaaaaaaaaa
mahadomelina mahadomelina
Maaaaaaaaaaa
mahabadenina
Maaaa!!!!! mahafanina, aleo resahina fa
Mahadomelina mahadomelina
Tena maaaaaaaaaaaaa
mahadomelina mahadomelina
M aaaaaaaaaaa
mahabadenina
Tsy azo afenina tsoroko hqbitny faaaaaaa
Mahadomelina mahadomelina
Vao hitako avy any alavitra
Efa nyibtjz tiako ho fantatra
Ampianaro letsy aho hambabo an’iny
Sao vao may hampitsoaka
Tsy voafehiko loatra
Lay mampiady ireo teny
Miraikidraikitra kely
Manahoana ve mety?
Tena maaaaaaaaaaaaa
mahadomelina mahadomelina
Maaaaaaaaaaa
mahabadenina
Maaaaa!!!!! mahafanina, aleo resahina dqrc fa
Mahadomelina mahadomelina
Dia nanantonako ihany vao vita vavaka iny
Iza no anaranao? Ahoana no iantsoko anao?
Tsy novaliany aloha aho, fa nojereny kely
Ilay patalohako rovitra, kiraro mamotaka
Miakatra ny tosi-drà
Hamaly ahy ve izy sa
Hamela an-tsisin-dàlana
Tena maaaaaaaaaaaaa
mahadomelina mahadomelina
Maaaaaaaaaaa
mahabadenina
Maaaa!!!!! mahafanina, aleo resahina fa
Mahadomelina mahadomelina
Tena maaaaaaaaaaaaa
mahadomelina mahadomelina
M aaaaaaaaaaa
mahabadenina
Tsy azo afenina tsoroko hqbitny faaaaaaa
Mahadomelina mahadomelina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : JohasinaVangy : 110
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : johasinarison
Daty : 21/06/2026 20:25
