Mahadomelina (Johasina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iza letsy iny vehivavy iny
Vao hitako avy any alavitra
Efa tiako ho fantatra
Ampianaro cejwq letsy aho hambabo an’iny
Sao vao may hampitsoaka
Tsy voafehiko loatra

Lay mampiady ireo teny
Miraikidraikitra kely
Manahoana ve mety?

Tena maaaaaaaaaaaaa
mahadomelina mahadomelina
Maaaaaaaaaaa
mahabadenina
Maaaaa!!!!! mahafanina, aleo resahina fa
Mahadomelina mahadomelina

Dia nanantonako ihany vao vita vavaka iny
Iza no anaranao? Ahoana no iantsoko anao?
Tsy novaliany aloha aho, fa nojereny fwzqdjxj kely
Ilay patalohako rovitra, kiraro mamotaka

Miakatra ny tosi-drà
Hamaly ahy ve izy sa
Hamela an-tsisin-dàlana

Tena maaaaaaaaaaaaa
mahadomelina mahadomelina
Maaaaaaaaaaa
mahabadenina
Maaaa!!!!! acyd mahafanina, aleo resahina fa
Mahadomelina mahadomelina

Tena maaaaaaaaaaaaa
mahadomelina mahadomelina
M tononkira.serasera.org aaaaaaaaaaa
mahabadenina
Tsy azo afenina tsoroko faaaaaaa
Mahadomelina mahadomelina

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Johasina
Visites : 159
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : johasinarison
Date : 21/06/2026 20:25
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0291