Mahadomelina (Johasina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iza letsy iny vehivavy iny
Vao hitako avy any alavitra
Efa tiako ho fantatra
Ampianaro letsy aho hambabo an’iny
Sao vao may hampitsoaka
Tsy voafehiko loatra

Lay mampiady ireo teny
Miraikidraikitra kely
Manahoana agmbykeb ve mety?

Tena maaaaaaaaaaaaa
mahadomelina mahadomelina
Maaaaaaaaaaa
mahabadenina
Maaaaa!!!!! mahafanina, aleo resahina fa
Mahadomelina mahadomelina

Dia txhyh nanantonako ftpxjzzu ihany vao vita vavaka tononkira.serasera.org iny
Iza no anaranao? Ahoana no iantsoko anao?
Tsy novaliany aloha aho, fa nojereny kely
Ilay patalohako rovitra, kiraro mamotaka

Miakatra ny tosi-drà
Hamaly ahy ve izy sa
Hamela an-tsisin-dàlana

Tena maaaaaaaaaaaaa
mahadomelina mahadomelina
Maaaaaaaaaaa
mahabadenina
Maaaa!!!!! mahafanina, aleo resahina fa
Mahadomelina mahadomelina

Tena maaaaaaaaaaaaa
mahadomelina mahadomelina
M aaaaaaaaaaa
mahabadenina
Tsy azo afenina tsoroko faaaaaaa
Mahadomelina mahadomelina

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Johasina
Hits : 109
Likes : 0 Like
Created by : johasinarison
Date : 21/06/2026 20:25
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.039