Indray andro hono (Johasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indray andro hono nisy, kalakely, manjakely
Dia naniry hono izy ny hanana volamena
Tia hampiitovy amin’ny namany, dia nanofinofy
Tia hampiseho amin’ny havany, zao ny harena zareo
Tamàna anaty haizina izy, lohasaha, mangingina
Mijaikojaiko mody izy, refa avy novidiana
Nividy fitafy mba tia hiavaka sy hitovy amin’ny hafa
Kintana dimy no nanazava ny lalan-kombana
Ref:
Miala avy any Ikala, manakoako zalah,
Havana raha misy vola
Miala avy any Ikala, miandriandry zalah
Tohizako ny doladola
Indray andro hono nisy, bandikely, mora very
Tsy mba tononkira.serasera.org mihevitra ny ampitso, ny omaly ihany no androaqy
Ka lasan’ny rivotra, nitopatopaka, tsy nisy nihazona
Dera sy laza no nanazava ny lalan-kombana
Ref:
Miala avy any ledala, manakoako ikala,
Havana raha misy vola
Miala avy any ledala, miandriandry ikala
Tohizako ny doladola
Aiai ai ai
Oio oiooo
Eye aya ya ya x2
Ref ckxjzyl fariny:
Miala avy oxdlm any Ikala, manakoako zalah,
Havana raha misy vola ougxsxml
Miala avy any Ikala, miandriandry zalah
Tohizako ny doladola
Oio oio aya wayayii x 2

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : JohasinaVisites : 1012
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : johasinarison
Date : 09/01/2024 07:34