Indray andro hono (Johasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indray andro hono nisy, kalakely, manjakely
Dia naniry hono izy ny hanana volamena
Tia hampiitovy amin’ny namany, dia tononkira.serasera.org nanofinofy
Tia hampiseho amin’ny havany, zao ny harena zareo
Tamàna anaty haizina izy, lohasaha, mangingina
Mijaikojaiko mody izy, refa avy novidiana
Nividy fitafy mba tia hiavaka sy hitovy amin’ny hafa
Kintana dimy no nanazava ny lalan-kombana
Ref:
Miala avy any Ikala, manakoako zalah,
Havana raha misy vola
Miala avy any Ikala, miandriandry zalah
Tohizako itkkyul ny doladola
Indray andro hono nisy, bandikely, zpwi mora very
Tsy mba mihevitra ny ampitso, ny omaly ihany no androaqy
Ka lasan’ny rivotra, nitopatopaka, tsy nisy nihazona
Dera sy laza no nanazava ny lalan-kombana
Ref:
Miala avy any ledala, manakoako ikala,
Havana raha misy vola
Miala avy any ledala, miandriandry ikala
Tohizako ny doladola
Aiai ai ai
Oio oiooo
Eye xwtqbxaf aya ya ya x2
Ref fariny:
Miala avy any Ikala, manakoako zalah,
Havana raha misy vola
Miala avy any Ikala, miandriandry zalah
Tohizako ny doladola
Oio oio aya wayayii x 2

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : JohasinaVangy : 1013
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : johasinarison
Daty : 09/01/2024 07:34